Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fampandrosoana ny fizahantany: lesoka lehibe ny fitaterana ana habakabaka
Newsmada [12/06/2024]

« Lesoka goavana amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany ny fitaterana ana habakabaka », hoy ny filohan’ny filankevi-pitantanan’ny Conféderation du tourisme de Madagascar (CTM), sady filoha lefitry ny Groupement des entreprises de Madagascar (GEM), Razafimahefa Tojo Lytah, tao (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Baolina kitra – Fifaninanam-pirenena: niova anarana ho “World Cola League des champions”
Niova ho “World Cola League des champions” indray ny anaran’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja baolina kitra manomboka izao. Haharitra (...)
SOMBIM-BAOVAO
Niteraka fimenomenonana teo amin’ireo ekipa vahiny ny tsy fahatongavan’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny handball nanatrika ny fiadiana ny (...)
Barea de Madagascar: mpilalao 9 tsy manana klioba
Efa saika tapitra avokoa ny fifanarahan’ireo mpilalaon’ny Barea amin’ny klioba nisy azy any Eoropa any, amin’izao fotoana izao. Ny ankamaroany, (...)
Tenisy – Davis Cup : nandresy an’i Lesotho ny Akomba de Madagascar
Nahazo fandresena avy hatrany ny ekipam-pirenena malagasy, ny Akomba de Madagascar, teo amin’ny andro voalohany hiadiana ny «Davis Cup »,taranja (...)
Star – Kaonsilin’i Monaco : notolorana fitafy mafana ny zokiolona marefo
Mitohy ny asa sosialy amin’ny maha orinasa tomponandraikitra (RSE) ataon’ny Star. Anisan’ izany ny fitsinjovana ny zokiolona sy ny ankizy any (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info