Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [9/07/2024]

Hotanterahina any Mahajanga, ny 13 hatramin’ny 20 jolay ho avy izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, ho an’ny sokajy zandriny. Miisa 20 ireo klioba hifanintsana ao amin’ny vehivavy. Naaton’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball kosa ny lehilahy, noho ny tsy (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
IFVM: 31 000 ha ny velaran-tany namonoana valala
Nanomboka ny 6 jolay 2024 ny hetsika famonoam-balala ana habakabaka ataon’ ny Ivontoerana famonoana ny valala eto Madagasikara (IFVM). Tanteraka (...)
VAOVAO TAMBATRA
Niato tampoka ny zotra mpitatitra herinaratra any Andekaleka, omaly. Tsy ampy, araka izany, ny tanjaky ny herinaratra ho an’ny Tambajotra (...)
Tohodrano any Anosy : ahazoana voka-bary 3 taonina isaky ny hekitara
Anisan’ny asa iarahan’ny fandaharanasa PA2R, ny Defis, ny Tahirimbola iraisam- pirenena hampiroboroboana ny fambolena ary ny minisiteran’ny (...)
Tetikasa Efaho: ho vitaina amin’ny desambra ny asa dingana voalohany
Mandeha ny asa fanamboarana ny fotodrafitrasa amin’ny tetikasa fitarihana rano fisotro sy ho an’ny fambolena, miainga any Taolagnaro hatrany (...)
INDRAY MIJERY
Manomboka androany ny fanadinana bakalorea manerana ny Nosy. 218 359 ireo mpiadina manerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara. Nanao ny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info