Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
 
Ampasimbe : olona telo nahatrarana taolam-paty miisa 121
Newsmada [17/02/2017]

Nidoboka am-ponja avy hatrany, ny herinandro teo ireo olona telo mianadahy voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra taolam-paty tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ampasimbe Brickaville. Sarona taorian’ny vela-pandrika nataon’ny zandary avy ao Ranomafina ireto mpangalatra taolam-paty ireto. (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



    e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Rakotondrazafy Lalatiana : « Manao fahadisoana politika ny (...)
Mbola resabe ny amin’ny « Raharaha loholona Lylison ». Fahadisoana politika ataon’ny mpitondra, (...)
Fianakaviana : « Tsy manao FB i Lylison »
Nambaran’ny fianakaviana ary nampitain’ny fahitalavitra Kolo TV, ny asabotsy teo fa tsy mitombina (...)
« RDJ Mozika 2016 » : voafidy i Dadi Love sy i Black Nadia
Rehefa nandalo ny fitsaran’ny mpankafy, voafidy ho mpanakanton’ny taona 2016 i Dadi Love (teo (...)
Faha-45 taona : kanto sy goavana ny « Valim-babena » nomen’ny (...)
Mandia ny faha-45 taona ny tarika Mahaleo. Fampisehoana 40 no hotanterahina eto an-toerana sy (...)
Francis Turbo : voasariky ny « Antero-poreto-asio » ny (...)
Na tsy vaovao zato isan-jato aza ny seho, efa nangetaheta ilay fomba fanaovan’i Francis Turbo (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés.

Africain.info : toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.
Cherchez l'actualité d'Afrique directement dans les journaux africains. Publication web : DIRECTWAY, France. Copyright © - DIRECTWAY