Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
 
Radanoara Julien : « Misy tsy fanaran-dalàn’ny mpitondra ny « Raharaha Claudine » »
Newsmada [12/08/2017]

« Samy mahalala isika ny tsy fanajana lalàmpanorenana sy ny lalàna hafa eto amintsika. ny « Raharaha Razaimamonjy Claudine », nanaovana fampandosirana azy izay voalamina tsara, ao anatin’ny tsy fanajana lalàna. Tsy ny olona rehetra no anaovana izany, fa misy olona manokana. » Izay ny fanazavan’ny eo (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



    e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Toliara Lasa : “Lalana Welthungerhilfe” ny “Boulevard Campan”
“Lalana Welthungerhilfe”. Niarahan’ny kaominina Toliara sy ny ONG Welthungerhilfe napetraka izany anaran-dalana izany, ny 9 aogositra teo, noho ny (...)
Hamoaka rakikira voalohany… : hifamotoana amin’ireo mpankafy i Farakely
Niara-niasa tamina mpanakanto maro hatrany i Farakely hatramin’izay. Mbola mitohy izany, saingy tonga eo amin’ny kihon-dalana vaovao eo amin’ny (...)
Saripika : hampahafantatra ny talentany i Ampelagie
Mihamaro hatrany ireo manan-talenta amin’ny fakana sary, miditra lalindalina kokoa eo amin’ity sehatra ity. Iray amin’ireny i Ampelagie (anarana (...)
Firaisamonim-pirenena CNPE : takina ny hanafoanana ny didim-pitsarana an’i R. Clovis
Raharaha hafa no anenjehana sy nanasazian’ny fitsarana an-dRazafimalala Clovis, mpitolona amin’ny tontolo iainana any Maroantsetra. “Nosaziana izy (...)
Fanafihana mitam-piadiana : saron’ny zandary ny jiolahy 12 raindahiny nokarohina hatry ny ela
Saron’ny zandary ireo jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana amin’iny faritra Ankadindramamy, Ambatobe, Soamanandrariny sy ny manodidina iny. 12 (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés.

Africain.info : toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.
Cherchez l'actualité d'Afrique directement dans les journaux africains. Publication web : DIRECTWAY, France. Copyright © - DIRECTWAY