Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Solo Andrianasolo: hiverina ny «Jeudi du jazz»
Newsmada [29/10/2020]

Seho efa fanao any ivelany ny « Jeudi du jazz ». I Solo Andrianasolo kosa no nitondra sy namelona azy teto an-tanindrazana, raha vao tonga izy. Fantatra, omaly fa hamerina ny hetsika « Jeudi du Jazz » indray ity mpanakanto ity, ny 5 novambra izao ka ao amin’ny Le 5ème Element , etsy Ankadivato no (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
BNI Madagascar : vonona amin’ny fanarenana ny orinasa
Miara-miasa hatramin’izay amin’ireo mpandraharaha sy orinasa ny banky BNI. Ny 25 novambra teo, nisy ny fihaonana tamin’ireo mpikambana ao amin’ny (...)
Fizahantany any Nosy Be: feno ny 50%-n’ny fandraisam-bahiny madinika
Nisokatra, nanomboka ny fiandohan’ny volana oktobra 2020 teo, taorian’ny fihibohana, ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena any Nosy Be. (...)
Fiarovana ny mpanjifa: harahi-maso ireo singa mandrafitra ny vidin’entana
« Opération vidin’entana ». Izay indray ny hetsika vaovao ataon’ny minisiteran’ny Indostria, ny vartotra sy ny asa tanana (Mica) manoloana ny (...)
“Ambohimalaza Time Attack 1.0”: hifampitady i Anjo sy i Harena
Hafana ny “Ambohi­ma­laza Time Attack 1.0”, fifaninanana hazakazaka moto (grosses cy­lindrées), hotanterahina rahampitso alahady 29 novambra. (...)
Fifanintsanana “Afrobasket 2021” : Ratsy fanombohana, resin’i Tonizia, 89-52, ny ekipa (...)
Niditra amin’ny andro voalohany ny dingana faharoa ny fifanintsanana “Afrobasket”, tanterahina any Kigaly, Roandà, ny ekipa malagasy, omaly. Ratsy ny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info