Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Andriandrainarivo Rasamivelo Josephin : « Tsy mila dokam-barotra ny fitsaboana nentim-paharazana »
Newsmada [27/11/2021]

70% amin’ny Malagasy, mitodika amin’ny fitsaboana nentim-paharazana avokoa ary tsapa fa nahazo vahana izany nandritra ny fiparitahan’ny valanaretina Covid-19 nandritra ny roa taona. Mitondra fanazavana momba ny lanjan’ny zavamaniry ampiasain’ny mpitsabo ny filohan’ny fikambanam-pirenena (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Toetr’andro: hiverina ho maina ny andro manomboka anio
Nambaran’ny Meteo fa ho maina ny andro manomboka anio saika manerana ny Nosy. Na izany aza, mbola misy ny filazana miloko manga amin’ny (...)
Fihotsahan’ny tany: 10% amin’ny tokantrano 1 583 no efa niala
Nirodorodo nanentana ny olona hiala ny trano ny BNGRC sy ny mpitandro filaminana, ny talata alina noho ny tandindon-doza fihotsahan’ny tany eny (...)
MJS sy ny Kom : hisitraka tetibola ireo federasiona amin’ny JIOI
Fandaharam-potoana andrasan’ny maro eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, ny fiatrehana ny lalaon’ny Nosy 2023, hatao eto Madagasikara. Anatin’ny (...)
Fanapahan-kevitry ny minisitera: noesorina ireo mpiasan’ny Tafita miisa 40
Nilatsaka ny fanapahan-kevitra ka noesorina ireo mpiasa miisa 40. “Mamono antoka ity departemantan’ny Tafita ity. Efa nanomboka tamin’ny (...)
Fialana amin’ny fandraikiraikena,…: hitondra fampiofanana i Rastamikalo
Mikarakara fampiofanana ny fikambanana Sambatrattitude tarihin’i Dadafara Zilibera, ny asabotsy ho avy izao, ao amin’ny Sweety Space ampefiloha (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info