Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
“The distinguished gentleman’s drive”: hiady amin’ny homamiadan’ny prostaty
Newsmada [16/09/2023]

Hiditra amin’ny andiany fahatelo ny “The distinguished gentleman’s drive 2023” na fanehoana sy filatroan’ireo fiara tranainy. Hotante­rahina ny alahady 24 septambra ho avy izao izany ka hampiantrano ny hetsika ny tanànan’ Anta­nanarivo, amin’ ny alalan’ny kaominina. Io no nampahafantarin’ny (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Lalao Olympika 2024: ho any Tunisie ny Makis 7 Ladies
‌Hotanterahina any Tuni­sie, ny 14 sy 15 oktobra ho avy izao, ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hanaovana ny lalao Olympika 2024, izay (...)
SOMBIM-BAOVAO
Misaona ny tontolon’ny Baolina kitra, indrindra fa ny eo anivon’ny klioban’ny Dato FC. Nodimandry ilay lohalaharan’izy ireo, Telce. Tsiahivina (...)
Rabibisoa Jerry Pepin : milalao ao amin’ny klioba BCM ao Frantsa
Ny alahady alina teo no nanainga teto an-tanindrazana hihazo an’i Frantsa, Rabibisoa Jerry Pepin, Malagasy mpilalao basikety, klioban’ny Cospn. (...)
Tsipy kanetibe – Amboaran’i Madagasikara : nanao pao-droa ny C2BA Vakinankaratra
Niavaka ny zava-bitan’ny ekipa C2BA Vakinankaratra nandritra ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja tsipy kanetibe. Lasany avokoa ny (...)
Fikambanana Sinoa eto Antananarivo : maneho ny safidiny amin’ny fifidianana
Mahatratra 1 000 mahery ireo sinoa mivondrona anatin’ ny fikambanana Sinoa eto Antananarivo, raha ny nambaran’ny filohan’ny fikambanana, Sam (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info