Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Kitra vehivavy : miray vondrona amin’i Afrika Atsimo i Madagasikara
Newsmada [16/09/2023]

Anisan’ireo taranja tsy nandraisana anjara tamin’ny lalaon’ny Nosy 2023, izay natao teto amintsika, ny baolina kitra, vehivavy. Tsy mijanona anefa ny fifaninanana ho an’ny ekipam-pirenena malagasy, handray anjara amin’ny Cosafa izy ireo. Taorian’ny antsapaka natao ny alakamisy 14 septambra (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fambolena voatabia : hamokatra 1 400t isan-taona ny tantsaha
Faritra anisan’ny mamokatra voatabia hatrany amin’ny 25 770t isan-taona Mahitsy, distrika Ambohidratrimo. An­tony nametrahana milina (...)
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra 541 303 710,64 Ar ny famatsiam-bola nataon’ny tetikasa “Fihariana” tamina faritra 19 sy distrika 42 manerana ny Nosy, enti-manatsara (...)
Tetikasa « Volobe Amont » : hivelatra amina tany 2 000ha
Hampiasa tany ho fanatanterahana ny tetikasa fananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny riandrano (centrale hydroélectrique) manana (...)
hatolotra ny antenimiera : nivoaka ny volavolan-dalàna mifehy ny angovo avy amin’ny akora biolojika
Voarafitra ny volavolan-dalàna hifehy ny angovo azo avaozina miompana amin’ny akora biolojika. Hodinihina eny anivon’ny antenimiera roa tonta (...)
Antoko Hiaraka Isika : “Aoka ho halavirina ny fifampihantsiana”
Manoloana ny raharaham-pirenena, mizara ny heviny ny antoko Hiaraka Isika, tarihin’ny filoha nasionaliny, Vital Albert Camille. “Miantoka ny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info