Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
VAOVAO TAMBATRA
Newsmada [18/09/2023]

Mahatratra 541 303 710,64 Ar ny famatsiam-bola nataon’ny tetikasa “Fihariana” tamina faritra 19 sy distrika 42 manerana ny Nosy, enti-manatsara sy mampitombo ny fiompiana akoho gasy, karazan-kena anisan’ny be mpitady sy maro mpanjifa eto Madagasikara ny akoho gasy. Hisokatra ho an’ny tantsaha (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
APM sy FSMM : tsy tokony hadroahana mpiasa ny politika
Manoloana ny raharaha hanenjehana ny ka­ma­rady Rakotoarisoa Alban, antsoina hoe babà, delegen’ny sendikà SVS. Na­nao fanambarana ny (...)
Mahatafita ny baolina kitra : maherin’ny 100 ireo nitsapa fahaizana
Notanterahina nanomboka omaly 28 septambra 2023, tao amin’ny kianja Maitre Kira Toliara, ny tetikasa “Baolina kitra mahatafita”. Nahatratra 100 (...)
SOMBIM-BAOVAO
«Volley-ball». Misokatra hatramin’ny 11 oktobra, ny fanaterana antontan-taratasy ho eo amin’ny toeran’ny Tale teknika nasionaly, eo anivon’ny (...)
Cosafa Women’s Cup : nahazo fanampiana ny vehivavy Barea
Afaka enina andro, hiatrika ny fifaninanana “Cosafa Women’s Cup”, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy izay atao any Afrika Atsimo, ny 4 – 15 (...)
«World Jiu-Jitsu Championship» : 11 mianadahy hisolontena an’ i Madagasikara
Fantatra ireo Malagasy mpikatroka eo amin’ny taranja Jiu-Jitsu hiatrika ny fifaninanana “World Jiu-Jitsu Championship”, andiany faha-15, hatao (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info