Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
hatolotra ny antenimiera : nivoaka ny volavolan-dalàna mifehy ny angovo avy amin’ny akora biolojika
Newsmada [18/09/2023]

Voarafitra ny volavolan-dalàna hifehy ny angovo azo avaozina miompana amin’ny akora biolojika. Hodinihina eny anivon’ny antenimiera roa tonta izany mandritra ny fivoriana ara-potoana hatao tsy ho ela. Miompana amina teboka maromaro ny volavolan-dalàna mifehy ny angovo avy amin’ny akora (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
APM sy FSMM : tsy tokony hadroahana mpiasa ny politika
Manoloana ny raharaha hanenjehana ny ka­ma­rady Rakotoarisoa Alban, antsoina hoe babà, delegen’ny sendikà SVS. Na­nao fanambarana ny (...)
Mahatafita ny baolina kitra : maherin’ny 100 ireo nitsapa fahaizana
Notanterahina nanomboka omaly 28 septambra 2023, tao amin’ny kianja Maitre Kira Toliara, ny tetikasa “Baolina kitra mahatafita”. Nahatratra 100 (...)
SOMBIM-BAOVAO
«Volley-ball». Misokatra hatramin’ny 11 oktobra, ny fanaterana antontan-taratasy ho eo amin’ny toeran’ny Tale teknika nasionaly, eo anivon’ny (...)
Cosafa Women’s Cup : nahazo fanampiana ny vehivavy Barea
Afaka enina andro, hiatrika ny fifaninanana “Cosafa Women’s Cup”, taranja baolina kitra, sokajy vehivavy izay atao any Afrika Atsimo, ny 4 – 15 (...)
«World Jiu-Jitsu Championship» : 11 mianadahy hisolontena an’ i Madagasikara
Fantatra ireo Malagasy mpikatroka eo amin’ny taranja Jiu-Jitsu hiatrika ny fifaninanana “World Jiu-Jitsu Championship”, andiany faha-15, hatao (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info