Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
« Mondial Jiu-Jiutsu Bresilien »: mpikatroka 22 miatrika fampivondronana
Newsmada [19/09/2023]

Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja Jiu-Jiutsu, afaka fotoana fohy, ny Malagasy mpikatroka eo amin’ity taranja ity. Ho fanomanana izany fifaninanana goavana izany, mpikatroka 22, avy amin’ny klioba 7 no mivondrona, hitiliana izay hisolo tena an’i Madagasikara. Ny (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Tetikasa Kopakelatra : mpiasan’ny Star 800 nanadio
Ankalazaina isaky ny 16 septambra ny Andro maneran-tany ho an’ny fanadiovana (World Clean Up Day). Nanamarika izany hatrany ny orinasa Star, (...)
Kitra – « D2 National » : fandresena iray dia tafita ny JSA Ihorombe
Notanterahina omaly, tany Mahajanga sy Antsirabe, ny andro fahatelo, fifaninanam-pirenena « D2 National », ta­ranja baolina kitra eto (...)
SOMBIM-BAOVAO
Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny fihaonan’ny Athletico Madrid, klioba espaniola sy ny FC Lazio, klioba italianina. Nahavita fihetsika goavana (...)
Rugby – «Mondial 2023»: tsy afa-milalao i De Groot
Fahavoazana goavana ny an’ny All Blacks Nouvelle-Zelande, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany “Mondial 2023”, taranja rugby. (...)
« Camp de basket-ball d’élites » : fivoahana any ivelany voalohany ho an’i Jean Felix
Misitraka ny fandaharanasan’ny Fiba Afrika, eo amin’ny lafiny fampiofanana ny tanora mpanao basikety sangany eto Afrika, i Madagasikara. (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info