Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [19/09/2023]

Misaona ny tontolon’ny basikety eto Mada­gasikara. Nodimandry omaly, Razaiarisoa Lalatiana (Lala Mijomba). Mpilalao tao anatin’ny ekipa nasionaly fahiny izy, mpikambana teo anivon’ny ligin’i Boeny, filohan’ny kaomisiona Basikety, vehivavy, ary mpilalao eo amin’ny sokajy Vétérans. Asief. (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Firenena mikambana : “Zava-dehibe ny fifidianana eken’ny rehetra”
Namoaka ny tatitra amin’ny diany teto amintsika ny iraka manokan’ny Firenena mikambana (ONU), ny faran’ny herinandro teo. Maromaro ireo teboka (...)
Telma: mitondra fivoarana goavana ny 5G
Nihazakazaka ny fivoaran’ny teknolojian’ny fifandraisan-davitra tato anatin’ny 44 taona. Efa tena avo lenta ny finday amin’izao fotoana, lasa (...)
Vaovao tambatra
Hampifandray an’ireo mpandraharaha misehatra amin’ny « intelligence artificielle » sy ireo mpamatsy vola ary koa hanome fiofanana ahafahany (...)
tontolo iainana : mpanao gazety 6 hidina ifotony
Nampahafantarina ny zoma 29 septambra teo ireo mpanao gazety miisa enina voafantina, nanolotra tetikasa hanao fanadihadiana mahakasika ny (...)
Lemaka voatondraka, Beboka: hamoka-bary 6 300 t fanampiny isan-taona
Paikady mampitombo ny famokarana ny fanamboarana sy fanarenana lemaka. Tombanana hitombo hatrany amin’ny 6 300 t isan-taona ny voka-bary azo ao (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info