Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Raharaham-pirenena : miantso fifanatonan’ireo kandidà ny SACUA
Newsmada [19/09/2023]

Tandindonin-doza ny se­hatry ny asa, manoloana ny zava-misy ankehitriny eto amin’ny firenena. Noho ny tsy fifankahazoan-kevitra sy disadisa eo amin’ny samy mpanao politika, mpifanandrina, hirotsa-kofidina ho filohan’ny Repoblika izany, raha ny fanambaran’ny Syndicat Au­tonome eo anivon’ny (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
« Mondial Jiu-Jiutsu Bresilien »: mpikatroka 22 miatrika fampivondronana
Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja Jiu-Jiutsu, afaka fotoana fohy, ny Malagasy mpikatroka eo amin’ity taranja ity. Ho (...)
SOMBIM-BAOVAO
Misaona ny tontolon’ny basikety eto Mada­gasikara. Nodimandry omaly, Razaiarisoa Lalatiana (Lala Mijomba). Mpilalao tao anatin’ny ekipa (...)
Basikety-U20, lehilahy : tompondaka ny ASS Menabe
Fahombiazana ny fiadiana ny tompondakan’i Madaga­sikara, sokajy latsaky ny 20 taona, lehilahy, notontosaina tany Mahajanga. Voahosotra ho (...)
« Run » – Dingana fahatelo : voalohany i Brayan teo amin’ny sokajy zandriny
Zandriny indrindra tamin’ireo mpifaninana saingy nandrombaka ny amboara teo amin’ny sokajy nisy azy i Brayan Ratsivahiny, nandritra ny dingana (...)
Fambolena voatabia : hamokatra 1 400t isan-taona ny tantsaha
Faritra anisan’ny mamokatra voatabia hatrany amin’ny 25 770t isan-taona Mahitsy, distrika Ambohidratrimo. An­tony nametrahana milina (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info