Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Letisia : hanondrana 18 000t i Madagasikara amin’ity taona ity
Newsmada [20/11/2023]

Toy ny tamin’ny taon-dasa, nanodidina ny 18 000t ny vokatra letisia naondran’i Madagasikara tany ivelany. Hanomboka ny talata izao ny taom-piotazana. Tapaka taorian’ny fivorian’ ireo mpisehatra samihafa eo amin’ny letisia fa manodidina ny 17 500-18 000t ny vokatra letisia aondrantsika any (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Hopitalibe Toamasina : Roa miliara Ar hanamboarana lalana
Nampikaikaika ny maro ny haratsian’ny lalana mirefy 200 metatra, eo anelanelan’ny tobin’ny zandary sy ny hopitalibe Toamasina. Manoloana izany, (...)
VAOVAO TAMBATRA
Nahazo kamiao miisa dimy sy moto 50 ny Jirama, ao anatin’ilay tetikasa LEAD, tohanan’ny Banky iraisam-pirenena ara-bola. Entina hanatanterahana (...)
Nosy Be : fiaraha-miasan’ny ORTNB sy ny Telma
Natao sonia omaly, tany Nosy Be, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Telma sy ny Ofisim-paritry ny fizahantany Nosy Be (ORTNB). Tafapetraka (...)
Antenimierampirenena : lany tsy nisy nitsipaka ny lalàna mifehy ny tetibola (LFI) 2024
Nolanian’ny solombavambahoaka tsy nasiam-panitsiana sy tsy nasiam-panovana teny amin’ny Antenimierampirenena ny lalàna mifehy ny (...)
INDRAY MIJERY
Nanaovana andrana tao amin’ny dis­trikan’­ Ifanadiana sy Soavinandriana ny pilina misy singam-pamelomana, ahitana vitamina 10 sy mineraly dimy (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info