Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Antoko MMM : “Haverina ny tany tan-dalàna”
Newsmada [20/11/2023]

« Mitohy ny tolona ary tsy maintsy averina tany tan-dalàna i Madagasikara », hoy ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo, ny sabotsy teo, teny Ankerana, raha namory ireo mpikambana. Nanteriny fa tombontsoa iombonana no tadiavina rehefa manao politika. Tsy (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Ma vie de docker au marché d’Anosibe (Bruno Rakotoniaina).
Fiba 3×3 Africa Cup : nandresy an’i Maraoka ny Ankoay vavy
Tsara fanombohana ny Ankoay vavy, omaly, ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja basikety 3×3, tanterahina any Le Caire Egypte. (...)
SOMBIM-BAOVAO
Manatanteraka fanazarantena eny Carion, nanomboka ny alatsinainy 27 novambra lasa teo, ny ekipam-pirenena zandriny, lahy sy vavy, latsaky ny 15 (...)
tournoi d’Antananarivo : hanomboka anio ny fifaninanana
Hotanterahina eny amin’ny kianjan’Ambohidratrimo, manomboka anio sy rahampitso, ny fifaninanana “Grand tournoi d’Antananarivo (GTA)”, taranja (...)
Rugby – Amboaran’i Madagasikara : hanohitra ny Bebaoty ny Boaikely manohitra
Hifantoka etsy amin’ny kianja Makis avokoa ny sain’ny rehetra amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo mantsy ireo ekipa 4 hiatrika ny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info