Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Ranaivoharivony Arindra : “Afapo na tsy nahazo voalohany aza”
Newsmada [21/11/2023]

Mpikatroka Malagasy eo amin’ny taranja Jiu-Jitsu Brésilien, i Arindra. Vao herintaona monja izy no niditra teo amin’ny tontolon’ny JJB ary nandray anjara tamin’ny “Open d’Afrique” natao tany Maorisy farany teo. Naneho ny fahafaham-pony i Arindra tamin’ny medaly volafotsy roa norombahany. (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Ambohidratrimo : manampy ny mponina ny fikambanana Zam
Mitohy ny fitsinjovan’ny fikambanana Zanak’Ambohi­dratrimo Marovatana (Zam) ny mponina. Nanolotra fampitaovana ny fianakaviana sahirana izy (...)
VAOVAO TAMBATRA
Nanomboka ny 23 novambra teo ny fanamboarana ny lalana Faravohitra sy Ambohiborona. Any anatin’ny distrikan’i Faratsiho, faritra Vakinankaratra, (...)
Jirama: miisa 5 321 ny fampidiran-jiro vita
Mandroso ny asa fanatontosana ny fangatahana ny fampidiran-jiron’ny Jirama tsy mbola vita, izay efa nahaloa ny tetibidin’ny asa. Mahatratra 16 (...)
Tsy araka ny vinavina : mbola 12 500 t ny letisia naondrana
Tsy tratra hatramin’izao ny tanjona hanondrana letisia 18 000 taonina. Ny varotra anatiny no hivarotana ny ambiny. Hiainga eto Toamasina (...)
Ambolokandrina : mpanendaka roa lahy voasambotra
Tratran’ny mpitandro filaminana avy amin’ny CSP2, tetsy Ambolokandrina, ny jiolahy roa, ny zoma 24 novambra teo. Polisy teny an-kianja no (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info