Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Trail – UCTS 2023 : Renione 15 hanafika eto Madagasikara
Newsmada [21/11/2023]

Raikitra indray! Hotanterahana eto Madagasikara afaka hateloana ny Trail- Ultra Trek des collines sacrées 2023. Mandray anjara mavitrika ry zareo avy atsy La Réunion. Nampahafantarina tetsy Antananinarenina, ny alahady lasa teo, fa hotanterahina ny 24 ka hatramin’ny 26 novambra ho avy izao, ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Airtel – Emit Fianarantsoa : fampiroboroboana ny teknolojia niomerika
Manohana ny tanora amin’ny fampiasana ny teknolojia niomerika ny orinasa Airtel Madagasikara. Anisan’izany ny fiaraha-miasany amin’ny Oniversite (...)
SOMBIM-BAOVAO
Hiatrika ny « Grand Slam de Tokyo », taranja Judo, any Japon, Rasoanaivo Razafy Laura, ny fiandohan’ ity volana desambra ity, tafiditra (...)
Karate-Mada 2023 : mpikatroka 250 hifaninana any Toamasina
Fandaharam-potoana farany amin’ity taona 2023 ity, eto an-toerana, ho an’ny taranja karate, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, kata (...)
kitra – Antananarivo : ny sabotsy ho avy izao ny fifaninanana
Hotanterahina eny amin’ny kianjan’Ambohidratrimo, ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao ny fifaninanana “Grand Tournoi d’Antananarivo (GTA)”, (...)
Tsipy kanetibe : nosazian’ny Federasiona iraisam-pirenena i Amiroudine
Natsahatry ny Federasiona iraisam-pirenen’ny tsipy kanetibe, amin’ny asa maha filohan’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM) azy, (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info