Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fifidianana : vonona haka toerana maro ny TGV Atsimondrano
Newsmada [13/02/2024]

Hatao amin’ity taona 2024 ity ny fifidianana ben’ny Tanàna sy ny ho solombavambahoaka. Nanao fihaonana teny Andoharanofotsy, ny alahady 11 febroary teo, ny mpikambana ao anatin’ny antoko TGV distrika Atsimon­drano. Nitarika ny fotoana ny solombavambahoaka, Ratsi­va­hiny Andry, notronin’ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Tontolo maitso: hambolena hazo 40 000 ha ny faritra 23
Mitohy hatrany ny ezaka amin’ny fampiroboroboana ny fambolen-kazo manerana ny Nosy. Ankehitriny, velaran-tany 19 423 ha no efa voavoly hazo (...)
VAOVAO TAMBATRA
Maherin’ny 30 000 t ny tahirim-bary nafarana ao Toamasina, hiatrehana ny maitsoahitra. Milanja 25 000 t ireo tahiry ao amin’ny (...)
Orange Madagascar: misokatra ny masoivoho ao Maintirano
Nisokatra tamin’ny talata teo ny masoivoho (agence) voalohan’ny Orange Madagasikara ao Maintirano, faritra Melaky. Eo afovoan-tanàna, akaikin’ny (...)
Tao anatin’ny 10 taona : miaina ao anaty fahantrana ny 75,2% ny Malagasy
Mitotongana ny fiainan’ny tokantrano malagasy tao anatin’ny folo taona, indrindra ny any ambanivohitra. Mahantra avokoa ny 75,2% amin’ny (...)
Vaky fasana : razana 21 voaviraviran’ ny olondratsy
Miseholany ny vaky fasana, lasibatry ny olon-dratsy indray ny fasana iray ao amin’ny fokontany Sadondraza Ambo­hitriombonana, kaominina (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info