Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Baolina kitra: miandry ny fankatoavan’ny CAF ny kianja Barea Mahamasina
Newsmada [11/04/2024]

Eo am-piandrasana ny valin’ny fitsirihana nataon’ny iraky ny Kaonfederasiona Afrikanin’ny baolina kitra (CAF) ny kianjaben’i Mahamasina ny Federasiona malagasy (FMF). Madagasikara izay hampiantrano an’i Comores sy i Mali, ny volana jona ho avy izao. Tontosa ny zoma 5 avrily lasa teo, ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Atsimo Andrefana : vahaolana ny harena an-kibon’ny tany
Notaterin’ny Banky iraisam-pirenena, ny febroary 2024 teo, fa miisa 24,8 tapitrisa ny Malagasy miaina anaty fahantrana. Vitsy ny asa miforona (...)
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra 27 000 ha ny velaran-tany efa voaaro amin’ny andiam-balala, tamin’ny alalan’ny hetsika an-tanety. Voakasik’izany ny any amin’ny (...)
FIM andiany faha-18 : antoky ny fampandrosoana
Nanomboka omaly ka haharitra efatr’andro ny hetsika “Foire internationale de Madagascar” (FIM) andiany faha-18, atao eny amin’ny Forello Expo (...)
Carrefour des entrepreneurs de l’Océan Indien : mivelatra hatrany amin’ny fampandrosoana ny firenena
Manamafy ny fahavononany sy hifanome tanana amin’ny fampandrosoana ny sehatry ny toekarena ny fikambana Carrefour des entrepreneurs de l’Océan (...)
INDRAY MIJERY
Tafiditra ao anatin’ny tetikasa “Miarova” iarahana amin’ny Banky iraisam-pirenena, hisitraka fitaovana arifomba sy manaraka ny fenitra ireo (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info