Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Judo – Tompondakan’i Afrika : handray anjara i Madagasikara
Newsmada [20/04/2024]

Afaka miatrika tsara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, hatao any Egypte, ny 23 avrily ho avy izao, i Mada­gasikara. Araka ny vaovao nampitain’i Said Bruno Eric, filohan’ny Federasiona malagasin’ny judo (FMJ), omaly, nahazo ny tapakilam-piaramanidina, telo avy any amin’ny minisiteran’ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Zavamaniry : avy amin’ny tantely ny famindrana ny vovobony
Ankalazaina isaky ny 20 mey ny Andro maneran-tany ho an’ny tantely, mifantoka amin’ny hoe « harena sy namana ny tantely ». Loha­hevitra (...)
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 25 008,8 miliara Ar ny famatsiam-bola ilain’i Madagasikara, araka ny paikady momba ny fitantanana ny trosa ho an’ny taona 2024-2026. (...)
Fiarovana ny ala : mpianatra ho mpianala miisa 30
Noraisina tamin’ny fomba ofisialy, omaly, teny Nanisana ireo mpianatra ho mpianala miisa 30 mianadahy. Hanaraka fiofanana mandritra ny 18 volana (...)
Indostria : hihodina tsy ho ela ny Sucrerie de Mahatalaky
Hitombo ny famokarana siramamy eto amintsika amin’ny alalan’ny indostria Sucrerie de Mahatalaky . Andalam-pamaranana ny fanamboarana ireo (...)
Morondava: mirongatra ny aretina tazomoka
Fotoana mampirongatra be ny aretina tazomoka izao any Morondava. Saika ny an­tsasa-manilan’ireo olona tonga manao fizaham-pahasalamana dia (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info