Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Padel Madagascar : fahombiazana ny fiofanana nomen’i Bondia
Newsmada [25/04/2024]

Nifarana ny talata lasa teo teny Ambatobe ny fiofanana nataon’ireo mpanazatra miisa 16, ny taranja Padel eto Ma­dagasikara. Nitarika sy nizara ny traikefany nandritra ny roa herinandro, i Julien Bondia, mpanazatra iraisam-pirenena. Raha tsiahivina, mpanabe amin’ny taranja Padel, na­nomboka ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de Madagascar : Madagascar.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Mpankafy Fiara Kely
Grand salon économique de Madagascar : mampivondrona mpandraharaha samihafa
Nanomboka ny alakamisy ka haharitra telo andro ny hetsika «Grand salon économique de Madagascar», an­diany voalohany, karakarain’ ny Union (...)
VAOVAO TAMBATRA
Voatendry ho tale jeneralin’ny orinasa Jirama ilay injerniera israelinina Ron Weiss. Hametraka paikady ho fanarenana ny orinasa ny tenany izay (...)
vehivavy mpandraharaha : mila tohana ara-tsaina
Sehatra iray anisan’ny mahasarika ny vehivavy malagasy ny tontolon’ny fandraharahana. Ankoatra ny olana eo amin’ny famatsiam-bola entina (...)
Trafika iraisam-pirenena : Sokatra 1 000 sy varika 48 tratra tany Thaïlande
Mitohy ny trafikana harena voajanahary avy aty Madagasikara mankany ivelany. Tsy nionona amin’ny sokatra intsony fa niampy varika ihany koa no (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info