Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Judo – Tompondakan’i Afrika : nahazo medaly alimo Rasoanaivo Laura
Newsmada [27/04/2024]

Atleta malagasy iray tamin’ireo efatra mianadahy nahazo vokatra tsara, Rasoanaivo Laura, vehivavy judoka, medaly alimo, teo amin’ny sokajy (-70 kg). Hiatrika ny lalao isan-tarika indray ny ekipam-pirenena malagasy rahampitso. Tsara ny vokatra ho an’ny solontenan’i Madagasi­kara, omaly, (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Taninketsa indostrialy: hamokatra paty 32 000 fonosana Arivonimamo
Mitohy hatrany ny fampandrosoana ny indostria eny ifotony ho fampivoarana ny toekarena sy ny sosialim-bahoaka ary ho fanampiana ny tantsaha (...)
VAOVAO TAMBATRA
Hojerena akaiky ny fitantanam-bolan’ny orinasa Jirama. Marihina fa manana trosa hatrany amin’ny 3 535 miliara Ar ity orinasa ity, ankoatra ireo (...)
Fandrakofana ala : namboly zana-kazo 2 500 isa ny SPAT
Toy ny fanaony isan-taona, daty raikitra ho fambolen-kazo ho an’ny Société du port à gestion autonome de Toamasina (SPAT), ny voalohan’ny volana (...)
Trafika iraisam-pirenena : tambajotra matanjaka no naka ireo sokatra 1 076 sy varika 48
Nanamarina ny vaovao mahakasika ireo sokatra sy varika tratra tany Thaïlande ny fanjakana malagasy. Hiara-kiasa ny roa tonta handravana ity (...)
Andron’ny fanasan-tanana : nentanin’ny Sipromad ny mpianatra
Nankalazaina ny 5 mey teo ny Andro maneran-tany ho an’ny fanasan-tanana. Nan­dray anjara tamin’izany ny vondrona orinasa Sipromad, ka nentanina (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info