Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Lalana RN35 : narenina vonjimaika ny tetezan’i Berintsa
Newsmada [29/04/2024]

Miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana. Efa misokatra ho an’ny fiara rehetra ny lalam-pirenena RN 35, mampitohy an’i Malaimbady sy Morondava, faritra Me­nabe. Raha tsiahivina, nahatsikaritra ny fahasimbana teo amin’ny tetezan’i Berintsa (PK 357 + 900) ny ekipan’ny Fitan­tanam-paritry ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Handball – IHF Trophy zandriny: firenena dimy hiady izay ho lohany
Raha tsy misy ny fiovana farany, hotanterahina eto Ma­dagasikara manomboka ny talata 21 ka hatramin’ny alahady 26 mey ho avy izao, ny fiadiana (...)
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio any Debrecen, ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny Lalao Olympika (JO 2024), eo amin’ny taranja basikety lalaovina olona 3. (...)
Tenisy : hiatrika ny “Roland Garros” i Tiantsoa
Anisan’ireo mpilalao tenisy, hiatrika ny “Roland Garros” hatao ao Frantsa, Rakotomanga Rajaonah Tiantsoa Sarah. Fanasana manokana na “wild card” (...)
Baolina kitra : hanohana ny fifaninanam-pirenena “PFL” ny Coca-Cola
Hiara-dalana amin’ny Club de football Elite de Madagascar (CFEM), manomboka izao ny Groupe Habibo soloin’ny marika Coca-Cola. Herintaona azo (...)
Ho avy eto an-dRenivohitra: hitondra ny « Indray mihira » ny Sandratra Anjeva
Tafiditra ao anatin’ny fampivelarana ny tontolon’ny soratra. Hiova tsy tahaka ny nahazatra hatramin’izay… Hanatanteraka antsa lehibe ny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info