Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Rugby vehivavy – Can 2024 : tanjon’i Madagasikarasy ny tsy hampitoko an’i Cameroun
Newsmada [8/05/2024]

Hifantoka eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra ny rugby, amin’ity anio ity. Hifampitana mantsy ny Makis Ladies sy ny Liona tsy voafolak’i Cameroun, eo amin’ny fiadiana ny Can 2024. Hiditra amin’ny andro faharoa, anio alarobia, ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de Cameroun (Français) : Cameroun.direct.news
Cameroon news in Cameroonian newspapers (English): Cameroon.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-05-08
Basikety – “Acnoa”: hiakatra kianja anio ny Ankoay
Tonga ity ny fotoana ho an’ireo Malagasy mpilalao zandriny, Ankoay U18, lahy sy vavy. Hiakatra kianja anio, ao amin’ny Kianja mi­tafon’i (...)
pfl – Savorovoro : nofoanana ireo sazy nomen’ny CFEM
Nivory ny 26 avrily lasa teo, teto Antananarivo, ny mpikambana eo anivon’ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana (codis), eo anivon’ny Federasiona (...)
VAOVAO TAMBATRA
Vao mainka niakatra ho 7 000 Ar ny kilaon’ny tongolobe eny amin’ny tsenan’ Andravoahangy. Nambaran’ny mpivarotra fa avy any amin’ny vidiny (...)
«Rallye Castien Terre d’Occitanie»: voalohany i Mika amin’ny Clio Trophy Terre
Notanterahina tany Fran­tsa, ny 3 ka hatramin’ny 5 mey lasa teo, ny «Rallye Castien Terre d’Occitanie», dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info