Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Minisitry ny Raharaham-bahiny : “Misy ny fifampiraharahana hamerenana ny volamena 73 Kg”
Newsmada [14/05/2024]

«Misy ny fifampiraharahana eo amin’ny fanjakana afrikanina tatsimo amin’ny fanohizana ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ny famerenana io volamena io», hoy ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavi­tafika, tamin’ny mpanao gazety teny Anosy, omaly, ny amin’ny volamena 73 Kg avy aty (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Rally Run : hatao ny 2 jona ho avy izao ny dingana faharoa
Hotanterahina eny amin’ny la Base 213 Arivonimamo, ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara “Rally Run Mada 2024”. (...)
SOMBIM-BAOVAO
Hanatrika fiofanana natokana ho an’ireo zazavavy mpilalao basikety latsaky ny 23 taona any Kigaly Rwanda, ny 27 mey-2 jona ho avy izao, (...)
Mondial 2026 : hanao ny marika matihanina ny Barea
Hanainga anio, hihazo an’i Afrika Atsimo, ny ekipam-pirenena malagasy, Barea de Madagascar. Araka ny loharanom-baovao iray avy eo anivon’ny (...)
Tolona lalaovina ambony fasika : hiatrika ny ho tompondakan’ i Afrika i Madagasikara
Anisan’ireo firenena hanana solontena amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, eo amin’ny taranja tolona lalaovina ambony fasika, “beach (...)
«Zaza mifety» : miditra amin’ny andiany faharoa ny hetsika
Mitohy hatrany ny fanolorana hetsika mahakasika ny kolontsaina sy ny fanabeazana, indrindra ho an’ny ankizy, ataon’ny IFM sy ny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info