Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
VAOVAO TAMBATRA
Newsmada [22/05/2024]

Mitentina 25 008,8 miliara Ar ny famatsiam-bola ilain’i Madagasikara, araka ny paikady momba ny fitantanana ny trosa ho an’ny taona 2024-2026. Mitentina 6 065 miliara Ar kosa izany ho an’ny taona 2024 ary 9 319,4 miliara Ar sy 9 633,4 miliara Ar avy ho an’ny taona 2025 sy 2026. Mahatratra […]

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Handball – IHF Trophy Junior: resin’i La Réunion ny Akio de Madagascar
Ratsy fanombohana ny Akio de Madagascar teo amin’ ny andro voalohany hiadiana ny “IHF Trophy”, faritra fahafito taranja handball sokajy (...)
SOMBIM-BAOVAO
Fantatra fa tsy ho anisan’ny handrafitra ny Les Bleus amin’ny lalao Olympika, hotanterahina ao Frantsa amin’ny taranja baolina kitra i Kylian (...)
Baolina Kitra : vita ny fifanarahan’ ny Me Rôro sy ny FMF
Izay vao milamina ny zava-drehetra. Tontosa ny talata 14 mey lasa teo, teny amin’ny foibe toeran’ny baolina kitra malagasy eny Isoraka ny (...)
Judo – «Mondiaux 2024»: resy teo amin’ny savaranonando Rasoanaivo Laura
Ratsy ny vokatra ho an-dRasoanaivo Aina Laura, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja judo sokajy «senior», vehivavy. Vao (...)
Karate – “Afrique de l’Est” : 52 mianadahy hiaro ny voninahi-pirenena
Hatao eto Madagasikara amin’ny 6 hatramin’ny 9 jona izao, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika faritra Atsina­nana, ho an’ny taranja karate. (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info