Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Morondava: mirongatra ny aretina tazomoka
Newsmada [22/05/2024]

Fotoana mampirongatra be ny aretina tazomoka izao any Morondava. Saika ny an­tsasa-manilan’ireo olona tonga manao fizaham-pahasalamana dia voan’ny tazo avokoa rehefa atao ny fitiliana. Tsy mifidy na zaza na ankizy na lehibe na tanora fa voan’ny tazo. Amin’ireo olona 50 raisin’ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-06-12
« Fête de la Musique» : hiavaka ny amin’ity taona ity
Tanterahina ny 21 sy 22 jona 2024, eny amin’ny Alliance Fran­çaise d’Antananarivo (AFT) Andavamamba sy eny amin’ny kaominina Ivato Seranana, ny (...)
Mpihiran’ny taona 1960 : nodimandry i Françoise Hardy
« Tous les garçons et les filles », hira nanana ny lazany naneran-tany, nanomboka ny taona 1962. Nisongadina ny talentan’i Françoise Hardy, (...)
Orange Madagascar : hampiroborobo ny lafiny sosialy
Vonona hatrany ny Orange Madagascar hampiroborobo ny takalo manaja ny fiarahamonina sy ny tontolo iainana (politique d’achat responsable) sy ny (...)
Fanavaozana ny fanabeazana : mifanakalo traikefa ny mpiantsehatra
Miara-mikaondoha mandritra ny roa andro eto Antananarivo ireo mpiantsehatra sy mpikaroka rehetra amin’ny tontolon’ny fampianarana. Tanjona ny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info