Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Handball – IHF Trophy Junior: resin’i La Réunion ny Akio de Madagascar
Newsmada [23/05/2024]

Ratsy fanombohana ny Akio de Madagascar teo amin’ ny andro voalohany hiadiana ny “IHF Trophy”, faritra fahafito taranja handball sokajy “junior”, lehilahy. Fihaonana tanterahina etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Resin’i La Réunion, tamin’ny isa 31 no ho 29 ry zalahy. Niady ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de Madagascar : Madagascar.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana… : “Hampidirina anaty tetikasa ny fiovan’ny toetr’andro”
Notanterahina tetsy Ana­lakely, omaly, ny atrikasa sy fampiofanana ireo mpiasan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy fanajariana ny tany (...)
Tsara ny vokatra : nahatratra 3 000 t ny lavanila naondrana
Nihoatra ny hatramin’izay! Nahatratra 3 000 taonina ny lavanila naondran’i Madagasikara tany ivelany, nanomboka ny desambra 2023. Fatra ambony (...)
Hazo sarobidy: tsy mirindra ny fitantanana ny hazo sy ny fanaka
Miompana amin’ny fanadihadiana ara-tsiantifika ny hazo sarobidy ny tetikasa “G3D”. Manaitra ny tomponandraikitra ny mpanatanteraka azy fa tokony (...)
INDRAY MIJERY
Natomboka tamin’ity herinandro ity ny fivo­riana hananganana ny politika nasionaly mahomby mamaritra sy mampandray anjara ireo mpiantsehatra (...)
“Masoivoho indray andro” : 18 ireo tovovavy voasafidy
Nanomboka tamin’ity herinandro ity ny fanofanana momba ny fahaiza-mitarika ho an’ireo tovovavy 18 voasafidy ho “Masoivoho mandritra ny iray (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info