Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Volley-U23 : tsara fanombohana ny GNVB
Newsmada [29/10/2024]

Hiditra amin’ny andro fahatelo, anio, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona, lahy sy vavy. Fifaninanana nanomboka ny 27 oktobra teo ary hitohy hatramin’ny 3 novambra izao, any Fianarantsoa, tohanan’ny Telma Madagascar. Ho an’ny ekipan’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Imerintsiatosika : tafapetraka ny vato fototry ny kaomisarian’ny polisy
Tafapetraka ny alakamisy 31 oktobra 2024 teo, ny vato fototry ny kaomisaria vaovao ao Ambohitrantenaina Imerin­tsiatosika. Tafiditra indrindra (…)
Naiditra am-ponja: tratra i Degany, nitifitra ny vadin’i Benjakely
Saron’ny polisy i Degany sy ny namany izay tsy iza fa ireo jiolahy nanafika ny vadin’i Benjakely, mpanao Cash point, teny Manjaka Ilafy. (…)
Asief : mitohy ny ady amin’ny mpikarama an’ady
Nifarana ny faran’ny herinandro teo, ny taom-pikatrohana 2024, ho an’ny Asief (Association sportive interministérielle pour l’entretien des (…)
Fifanolanana ara-tany ao Nosy-Be : ahina ny kolikoly ao amin’ny fitsarana
Velon-taraina ireo manana olana ara-tany any Nosy Be ka niakatra teny amin’ny fitsarana raha ny nambaran’ireo niharan’izany. Anisan’izany ny (…)
Politika sy fitantanana : nitombo ny tahan’ny vehivavy
“Raha ny tahan’ny fandraisana anjaran’ny vehivavy eo amin’ ny fanapahan-kevitra amin’izao: 12 amin’ireo minisitra 29 na 41,6% ao anatin’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info