Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
VAOVAO TAMBATRA
Newsmada [2/11/2024]

Tsy mahomby avokoa ny 49,5% amin’ireo orinasa vaovao ao anatin’ny dimy taona voalohany nisiany. Lasibatr’izany avokoa ny 80% amin’ireo mpandraharaha vao misondrotra ka mampitsahatra avy hatrany ny asany. Midika ho fiafaran’ny nofy sy ny tetikasa nanaovana ezaka samihafa ny fanakatonana orinasa (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
WMG : Nizara « Colis de Noël » ho an’ny ankizy
Nisitraka fanomezana krismasy avy amin’ny Wednesday Morning Group (WMG) ireo mpianatra eo anivon’ny EPP Andranovelona, Ambohitrinin­dri­ana ary (…)
Namono ny zanany vao teraka : Voasambotra ilay ramatoa nahavanon-doza
Tra-tehaky ny zandary ilay renim-pianakaviana namono zaza menavava tao amin’ny kaominina Mahabo, afakomaly. Vehivavy 20 taona, no­samborin’ny (…)
VAOVAO TAMBATRA
Vita hatrany amin’ny 40% ny fanamboaran-dalana ao Antsirabe Renivohitra. Voakasik’izany ny lalana Le Myre de Villers, ka mirefy 2 km ny (…)
Lalàna any atsimo : 165 tapitrisa dolara avy amin’ny Bad
Nankatoavin’ny filankevi-pitantanan’ny Banky afrikana ho an’ny fampandrosoana (Bad), ny 11 desambra teo, ny fampindramam-bola mitentina 165 (…)
Fizahantany : Sambo 10 handalo an’i Ehoala
Nisokatra ny 6 desambra teo, ny vanim-potoan’ny fizahantany, ho an’ny faran’ny taona 2024. Nisantatra izany, ho an’i Taolagnaro, ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info