Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fambolena : harenina ny lemaka Basse Mahavavy
Newsmada [11/11/2024]

Mamokatra vary sy fary ny lemak’i Basse Mahavavy, any amin’ny kaominina Mantaly, distrika Ambilobe, faritra Diana, manondraka velaran-tany 18 000 ha. Hambolen’ny tantsaha anarivony vary ny 47%, raha fary ny 53%, mamelona fianakaviana maro. Mirefy 23 km ny fefiloha ao amin’ity lemaka ity, ka (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Taona 2023-2024 : nahomby ny 70% ny fambolen-kazo
Araka ny tatitry ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), nahatratra 132 948 006 ny isan’ny zanakazo voavoly (…)
VAOVAO TAMBATRA
Nosokafana ny «taom-pambolena 2024-2025» ho an’ny faritra Alaotra, ny herinandro lasa teo. Natao tany amin’ny vahilavan’i Soaravo, kaominina (…)
Harena an-kibon’ny tany : hiverina misokatra ny Base Toliara amin’ny taona 2025
Manan-karena ambanin’ny tany i Madagasikara, afaka mitondra fampandrosoana. Hisy tetikasa roa lehibe hanomboka amin’ny taona 2025. Hiavaka ny (…)
INDRAY MIJERY
Natao teny Ambohidratrimo ny atrikasa manamafy ny andraikitr’ireo sehatrasa momba ny fanabeazana ho fandrindrana ny fiatrehana ny loza voajanahary (…)
Théo sy Jean Claude, Mpanakalo vola
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info