Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Harena an-kibon’ny tany: Tetikasa vaventy fahatelo ny Base Toliara
Newsmada [7/12/2024]

Hiteraka tombontsoa ho an’ny mponina eny ifotony, ny faritra, ary ny firenena ny fisian’ny tetikasa Base Toliara. Hitondra vahaolana ho an’ny fampandrosoana maharitra. Naneho hevitra ny mpitantana ny orinasa Base Toliara, rehefa nangina nandritra ny 5 taona, nampiatoana azy nanomboka ny taona (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
RAVINCE: mpamantatra ny toetry ny andro
Sombim-baovao
Araka ny fampitam-baovao avy amin’i Bandy Akama, mpanao gazety sy tomponandraikitry ny serasera ao amin’ny klioba Elgeco Plus, omaly, voafidy ho (…)
Tenisy – Afrika Aostraly: resin’i Zimbabwe i Madagasikara
Nitohy omaly, tany Whindoek Namibie, ny fifanintsanana isan-tarika amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Aostraly, taranja tenisy, sokajy (…)
Baolina kitra-Barea U17: voaasa hiatrika fifaninanana iray volana any Maroc
Nanainga afakomaly hariva, tetsy Ivato, hihazo an’i Maroc, ny ekipam-pirenena malagasy Barea de Mada­gascar, sokajy zandriny, U17 lehilahy. Araka (…)
Fifanintsanana « Afrobasket 2025 »: mpilalao 18 hitiliana izay handrafitra ny ekipa nasionaly
Navoakan’ny Federasiona malagasin’ny basikety tao amin’ny pejiny facebook, omaly, ny lisitr’ireo mpilalao hitiliana izay hiatrika ny fihodinana (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info