Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Baolina kitra-Barea U17: voaasa hiatrika fifaninanana iray volana any Maroc
Newsmada [18/01/2025]

Nanainga afakomaly hariva, tetsy Ivato, hihazo an’i Maroc, ny ekipam-pirenena malagasy Barea de Mada­gascar, sokajy zandriny, U17 lehilahy. Araka ny vaovao voaray, omaly, hiatrika lalao ara-pirahalahiana any Maroc ireto Barea zandriny ireto, mandritra ny iray volana. Tsara marihina fa nahazo (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux du Maroc : Maroc.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fankatoavana ny Kianja Barea: Hofantatra amin’ity faran’ny herinandro ity
Hifantoka tanteraka any amin’ity resaka Kianja Barea ity ny sain’ny mpankafy baolina kitra, mandritra ity faran’ny herinandro ity. Efa vita avokoa (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, « World (…)
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Miray vondrona i Rocher sy i Racle
Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion pétanque française (PPF 2025) (…)
Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita amin’ny lalao sakana “XXL Top 12”. (…)
Tsy mandry fahalemana i Toamasina : Mpianatra zanaka mpanao gazety niharan’ny herisetra
Ahina tanteraka ny mety hoavin’ny zanak’i Toamasina. Tsy mandeha amin’ny tokony ho izy ny fanabeazana any an-tsekoly sy ny fitaizana mi­ainga avy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info