Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
VAOVAO TAMBATRA
Newsmada [11/06/2025]

Miisa 2 ny angidimby hampiasaina hamonoana andiam-balala any amin’ny faritra Ihorombe sy Anosy. Andiam-balala maherin’ny 20 novonoina tany Ihorombe ary 4 tany Anosy, hatramin’ny 5 jona teo. Misy famantarana manokana ireo angidimby manao ny asa. Avela 48 ora vao mahazo miditra ny toerana (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
TSELATRA
Taksiborosy sy sarety nifandona teny amin’ny lalam-pirenena fahafito, tao Ambohimandroso, omaly maraina. Omby efatra maty. Simba tanteraka ny (…)
Nampiasa zava-maranitra : Lehilahy namono olona notanana am-ponja
Notanana am-ponja taorian’ny fitsarana azy afakomaly, ny lehilahy namono olona tao amin’ny kaominina Andovo­ran­to, distrikan’i Brickaville. (…)
Fanendahana sy famakiana trano : Tovolahy fito voasam­botry ny polisy
Tovolahy miisa fito voasambotry ny polisy avy amin’ny kaomisaria foibe Mahajanga tamin’ity herinandro ity. Tratra nanendaka sy namaky trano avokoa (…)
Jiolahy ikoizana : Maty voatifitry ny polisy i Koto
Mitohy ny famongorana ny mpanao ratsy. Jiolahy iray antsoina hoe i Koto, malaza amin’ny fanendahana sy fampiasana zava-maranitra, lavon’ny polisy (…)
«Rugby Women’s Africa» : Lavon’i Ouganda i Madagasikara
Notontosaina tao amin’ny Kianja Makis Andohatape­naka, omaly, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompon­dakan’i Afrika, taranja Rugby, sokajy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info