Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
“Cosafa Cup” : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea de Madagascar
Newsmada [12/06/2025]

Barea de Madagascar hifandona amin’i Angola. Afrika Atsimo hifampitana amin’i Comores. Ireo ny fandaharan-dalaon’ny manasa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondaka amin’ny “Cosafa Cup 2025”. Fihaonana hotantera­hina rahampitso, ao amin’ny Kianja Toyota stadium, Afrika Atsimo. Manohy ny diany any (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de Madagascar : Madagascar.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Vadintany : Miezaka mitsinjo ny maha olona
Nomarihina ny 12 jona teo, tao Toamasina, ny Andro ma­neran-tany ho an’ny vadintany. Nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny vadintany sy ny mpanao (…)
Fampiroboroboana ny vakiboky : Nanome boky 490 baoritra i La Réunion
Ny boky loharanom-pahalalana. Ho fanohizana ny ezaka efa natomboka ela amin’ny fampiroboroboana ny vakiboky eto Madagasikara, nisy ny antso natao (…)
TARATRY ny KANTO
Miantso ireo manan-talenta ao Antsirabe ny « Fest’Iray », na ny « Festival de l’écologie ». Hisy ny « casting » hitiliana ireo mpanakanto handray (…)
Fiverenana amin’ny fototra: Lasa mpitsabo avokoa ny Malagasy
Marina, tsy mba nampiasa fanafody na ody nandalo labôratoara na toeram-panandramana ny Malagasy. Nahafehy tranga maro momba ny fitsaboana kosa izy (…)
Fetim-pirenena fahiny : Nomen-danja ny kolontsaina malagasy
26 jona 1960, nanomboka teo ny lanonana ho famalifaliana ny Malagasy. Mbola ny vahiny no nandrindra ny hetsika tamin’ny ankapobeny. Na izany aza, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info