Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Herisetra amin’ny varira: 24 nalaina an-keriny, 12 no maty tamin’ity taona 2025 ity
Newsmada [16/06/2025]

Voasokajy ao anatin’ ny marefo ny olona manana toetena va­rira satria iharan’ny herisetra maro. Iray amin’ireny ny fakana an-keriny sy ny famonoana amin’ny fomba feno habibiana Manodidina ny 800 ha­tramin’ny 1 000 eo ny isan’ny olona ma­nana toetena varira (albinisme) voaisa eto Mada­gasikara, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Toamasina: Notriarin-dramatoa zava-maranitra ny vadiny
Norasain-dramatoa tamin’ny zava-maranitra « lame » ny vadiny tao Ankirihiry, parisela 11/58, kaominina Toamasina, ny 12 jona teo. Tsy nanana (…)
Fahapoizinana tamin’ny sakafo: Tanora vao erotrerony 12 mianadahy niara-maty
Tanora miisa 12 no maty vokatry ny fahapoizinana ara-tsakafo ny alin’ny sabotsy lasa teo, teny Ambohimangakely. Mbola misy 13 mianadahy anaty (…)
10 taona ny Cosmos : Maro ny hetsika fanamarihana
Ao anatin’ny fandraisan andraikitra ara-tsosialy sy tontolo iaianana (RSE) sy ho fankalazana ny faha-10 taonany, niara-nientana namboly zana-kazo (…)
Madagascar Airlines : Azo atao ana habaka ny famandrihan-toerana
Mitondra fanavaozana amin’ireo tolotra ataony ny kaompania Madagascar Airlines. Ankehitriny, azo atao ana habaka ny famandrihana toerana. Mba (…)
Banky iraisam-pirenena: Mahantra ny olona miaina amina 3 dolara isan’andro
Voasokajy ho mahantra ny olona mivelona amina vola 3 dolara isan’andro, ho an’ireo firenena manana fidiram-bola ambany. Nahitam-panitsiana ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info