Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fanadinana CEPE: Cisco maherin’ny 100 no efa namoaka vokatra
Newsmada [23/06/2025]

Tsy niandry ela fa ny faran’ny herinandro teo ihany dia efa nivoaka ny voka-panadinana CEPE tamin’ireo Cisco marobe manerana ny Nosy. Efa Cisco an-jatony no namoaka izany, miankina amin’ny isan’ny mpianatra sy ny isan’ny mpikirakira ny vokatra no hahafahana manao izany malaky. Anisan’ny namoaka (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Volley-CJSOI : Miray vondrona i Mayotte, i Maorisy ary i Madagasikara
Efa fantatra ny faran’ny he­rinandro teo, taorian’ny an­tsapaka, ny iray vondrona amin’i Madagasikara, mandritra ny fifaninanana CJSOI (Commission (…)
SOMBIM-BAOVAO
Nahazo ny fankasitrahana « Fide Outstanding Contribution Award », avy amin’ny Federasionina iraisam-pirenen’ny taranja Echecs i Madagasikara. (…)
« Festival des sports » : Klioba 30 avy ao Vakinan­karatra nandray anjara
Notanterahina ny alahady 22 jona teo, tao amin’ny Kianja mitafo manara-penitra Vatofotsy, Antsirabe, ny andiany voalohany amin’ny “Festival des (…)
Savorovoro Mama FC – Elgeco Plus : Mandiso ny vaovao miely anaty tambajotra ny filohan’ny FMF
Miparitaka ao anaty tambajotran-tserasera ny lahatsoratra an-gazetin’ny Sport News Africa, omaly, fa naneho fihetsika tsy mendrika ny lehiben’ny (…)
Toekarena iraisam-pirenena: Maivana ny entana avy aty Afrika
Madagasikara, ao anatin’ny toekarena mihodina amin’ny alalan’ny fanafarana sy fanondranana, saingy hita fa mati­an­toka noho ny fa­na­farana be (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info