Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
HJRA: nankaherezina ireo voapoizina
Newsmada [23/06/2025]

Tonga tetsy amin’ny HJRA, nanohana ireo olona narary vokatry ny famosaviana nandritra ny fety fankalazana tsingerin-taona nahaterahana ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie, ny faraparan’ny herinandro teo. Olona 26 no nomena tohana nahitana fehezan-karona misy ireo (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Bemasoandro: Hetsika koltoraly ho an’ny fandriampahalemana
Nandray ny ivon’ny fankalazana ny hetsika koltoraly sy iraisam-pinoana manan-tantara ho an’ny fandriampahalemana ny kaominina Bema­soan­dro (…)
Banky iraisam-pirenena: “Ilaina ny antoka ho an’ny mpampiasa vola”
Noraisin’ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, teny Faravohitra, omaly, ny solontena maharitry ny Banky iraisam-pirenena, (…)
Fampitiavana ny teny malagasy: ireo « mpampianatra » mihitsy no osa ?
Mbola ao anatin’ny iray volana natokana ho an’ny teny malagasy i Madagasi­kara. Taona-1 ka hatramin’ny Taona faha-12. Tafiditra ao anaty (…)
Pr Rakotondrajao Fanja: hamelabelatra momba ny sikidy sy ny tontolony
Tsy zava-maizina fa misy fanazavana. Misy fifandraisany amin’ny matematika, mety tsy voarain’ny rehetra kanefa tokony hianaran’ny rehetra ny (…)
Fanatanjahantena indianina “Yoga”: nandray anjara ireo mpitondra fanjakana
Notontosaina teny Alarobia, ny sabotsy lasa teo, ny hetsika ara-panatanjahantena indianina, «Yoga», izay nokarakarain’ny masiovoho indianina eto (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info