Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Menaka Hina: manara-penitra ny famokarana
Newsmada [30/06/2025]

Mandalo « laboratoire » sy atao fitiliana isaky ny ora iray ny menaka vokarin’ny orinasa Hita. Manara-penitra ny famokarana sady mandalo fanadiovana samihafa mialoha ny hamarotana izany eny anivon’ny mpanjifa. Nidina ifotony tany Toamasina, toeram-panodidina menaka ataon’ny orinasa ny minisitry (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Dihy: andiany fahatelo ny « Evasion danse »
Iray amin’ireo hetsika momba ny dihy hoenti-manasongadina ny asa famoronana ny Festival international de danse de création « Evasion danse ». (…)
Faribolana Sandratra – Seho poetika: nampifamatotra aingam-panahy ny « Fanjohy »
Ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Cercle Ger­ma­no-Malagasy Analakely. Seho poetika « Fanjohy » niarahana tamin’i Mampandri­niaina Manitra, (…)
Fikarohana sy sikidy: « Matematika misy ifandraisana amin’ny informatika »
Misokatra amina sehatra lehibe ny tontolon’ny kolontsaina malagasy, raha tarafina amin’ny olona liana aminy. Nanamafy izany ny hita nandritra ny (…)
Ampela Online: tohana ho an’ny vehivavy mandraharaha
Hanova tanteraka ny fiainan’ny vehivavy ny fampiofanana momba ny niomerika omen’ny Yas Madagascar sy ny Stem For Good ary ny Maison du Numerique (…)
CHEVAL DE BOIS
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info