Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Entana hosoka miparitaka : Nidina an-tsehatra ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa
Midi Madagasikara [1er/07/2025]

Tena miparitaka etsy sy eroa tokoa ny entana hosoka. « Efa nahatratra izahay, na menaka izany na koa lafarina ary efa nanao tatitra izany tany amin’ny manampahefana saingy ny tsikaritra dia votsotra hatrany ireo mpanao ratsy ary tsy mety tratra mihitsy ny tena atidoha mikotroka ireo fanaovana (…)

[Source : lire l'article complet dans Midi Madagasikara]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Midi Madagasikara :
 
Kaominina Fanandrana Toamasina faharoa : Mpifoka sy mpivarotra rongony tratra ambodiomby
Tsy mety mifarana mihintsy ity resaka rongony ao Toamasina faharoa ity, na efa manao ny ezaka rehetra ny zandary amin’ny fisavana ireo fambolena (…)
Mandoto : Dahalo raindahiny maty voatifitra
Ny herinandro teo, nitombo iray indray ireo olon-dratsy nahazo tapakila ho any amin’ny varo-tsy mifody. Tany amin’iny distrikan’i Mandoto iny, tao (…)
Ivato : Deux présumés trafiquants arrêtés avec des sifaka dans une valise
Une tentative de trafic illégal de faune sauvage a été déjouée à l’aéroport international d’Ivato, le dimanche 29 juin dernier. Deux individus, un (…)
Fikambanana « Zara Fitiavana » : Nanolotra sakafo mafana ho an’ireo sahirana teto Toamasina…
Hafa kely no nentin’ireto mivondrona ao anatin’ny fiombonana « Zara Fitiavana » fa nisy ny fanoloran’izy ireo sakafo ho an’ireo Malagasy sahirana (…)
Fernand Cello : Didim-pitsaràna anio
Anio no hivoaka ny didim-pitsaràna izay nanenjehan’ny tale jeneralin’ny sekoly manofana ho mpandraharahan’ny fonja ao Antentezambaro an’i Fernand (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info