Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Orinasa Star : 1,5 miliara Ar isan-taona hanofanana ny mpiasa
Newsmada [11/07/2025]

Manome lanja ny fanofanana ny mpiasa ny orinasa Star. Mahatratra 1,5 miliara Ar isan-taona ny natokana hamolavolana ny mpiasa mivantana maherin’ny 1 700. Satria, ilaina ny fanamafisana ny traikefan’izy ireo, mba hifanaraka amin’ny filan’ny tsena sy ny kalitaon’ny asa. Manodidina ny 20 000 ora (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fampiofanana mpanao gazety ara-panatanjahantena: Miezaka miompana amin’ny resaka niomerika ny (…)
Mivoatra ny asa fanaovan-gazety. Nisongadina tamin’ny fiofanana natao tetsy Antanimena ny firosohana ny vaovao niomerika. Tsa­pa sy hita izany (…)
EDBM-MDE : Tohanana ny vehivavy mpandraharaha
Mpandraharaha tanora ma­herin’ny 600 no hahazo fiofanana amin’ny alalan’ny “masterclass” sy fianarak’asa, hanamafisana ny tetikasany. Izany no (…)
Unesco : Tsy tandindomin-doza intsony ny atiala Atsinanana
Nambara tamin’ny fomba ofisialy, ny 9 jolay teo, tany Paris, nandritra ny fivoriambe faha-47 ny Kaomity ny vakoka iraisam-pirenena ao amin’ny (…)
TARATRY ny KANTO
“Kolosary”, sekoly hianarana ny sarimihetsika sy horonantsary eto Madagasikara. Tontosa omaly ny fanaovan-tsonia ny fiaraha-miasa eo amin’ny (…)
TSELATRA
Tonga teny amin’ny fitsarana Anosy, omaly maraina, ny fianakavian’ireo tanora namoy ny ainy vokatry ny fanapozinana ara-tsakafo teny Ambohima­laza (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info