Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fiaraha-miasa amin’ny MFFT: Manohana ny fampandrosoana eny ifotony ny Pnud
Newsmada [6/08/2025]

Ao anatin’ny fametrahana ny Drafitra stratejika hampandrosoana ny any atsimon’ny Nosy ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) miaraka amin’ny Pnud. Noraisin’ny minisitra Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, omaly, ireo iraka avy eo anivon’ny Pnud. (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Zava-mahadomelina : 8 tapitrisa isan-taona ny maty vokatry ny fifohana sigara
Miha mahazo vahana eto amin’ny firenena ny fivarotana sigara sy paraky. Ankoatra ny sigara fahita andavanandro, maka laka tsikelikely ihany koa ny (…)
Base Toliara : Miisa 650 ireo nisitraka ny «Asa Tagnamaro»
Nanao hetsika goavana ny orinasa Base, tany Mangily, ny 5 sy 6 aogositra teo. Nitotaly 650 ny olona nanatanteraka « Asa Tagnamaro » tany (…)
Asa tanana : Maro ny manjifa ny vokatra sokitra
Anisan’ny taozavatra malagasy miavaka ny sokitra. Miha maro ny olona liana sy manjifa ny vokatra mandritra ny tsenabe « Fier-Mada 2025 » andiany (…)
« Fier Mada » : Misongadina ny vokatra malagasy
Anisan’ny hampiavaka ny « Fier Mada 2025 » ny fisian’ny fivoriamben’ny Sadc hatao eto amintsika. Ahafahana mahafantatra sahady ny vokatry ny (…)
INDRAY MIJERY
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny fanomezana ireo fitaovam-pianarana, toy ny kahie, sns… Natao ho an’ireo mpianatra amin’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info