Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fiompiana trondro: Nahatratra 66 000 ireo olona nahavita fiofanana
Newsmada [30/08/2025]

Nambaran’ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB), Mahatante Tsima­naoraty Paubert, afakomaly, tany Mahajanga, fa efa mahatratra 66 000 ireo olona nahavita fiofanana amin’ny resaka fiompiana trondro eto Mada­ga­sikara. Araka ny fanazavany, efa mpiompy trondro avokoa ny antsasa-manila (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Raboussa: Mbola tompon’ny rap gasy
Tsy tokony hisy adihevitra intsony… Mbola Raboussa irery, hatreto, no mpiangaly ny rap gasy nameno ny La­pan’ny fanatanjahantena Ma­hama­sina. Tsy (…)
« Afrima Awards » : Voafidy hifaninana i Denise
Mitohy hatrany ny lalany. Voafantina hifaninanana amin’ny « All Africa Awards » na « Afrima Awards » indray mantsy i Denise. Vaovao lehibe nivoaka (…)
TARATRY ny KANTO
Nahitam-pahombiazana ny “Labdihy” andiany faha-11. Tontosa nandritra iny herinandro nivalona iny ity hetsika manokana ho an’ny dihy, nampivondrona (…)
Tarika Njila: Kely sisa dia tafaverina ny fahiny !
Tao i Poopy, Ramaka ary i Datita… Niara-namerina ny “Revy Njila 100%” izy ireo. Niaina indray ny tamberina sy tsiahy ireo mpankafy tao (…)
VAOVAO TAMBATRA
Nananosarotra ireo mpankafy Baloina kitra ny nitady « vuvuzela » teny amin’ireo mpivarotra, ny faran’ny herinandro teo. Nilaza ireo mpivarotra (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info