Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Lomano-Afrika Zone IV: Laharana faha-3 i Madagasikara
Newsmada [9/09/2025]

Nisongadina indray ny Ma­­lagasy mpilomano, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, faritra faha-4, taranja lomano, notontosaina tany Manzani Eswatini, ny he­ri­nan­dro lasa teo. Medaly 28 be izao no azon’izy ireo, volamena 10, volafotsy 11 ary alimo 7. Noho io vokatra io, tafapetraka eo (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Basikety N1A : Ekipa misongadina ny ASSM Analamanga
Hiditra amin’ny dingana fa­rany, manomboka anio, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A, lahy sy vavy, taranja basikety, tontosaina eny amin’ny (…)
SOMBIM-BAOVAO
Anisan’ireo mpilalao nantsoin’ny Elgeco Plus handrafitra ny ekipany amin’ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Afri­ka, (…)
Tsipy kanetibe : Tsy azon’ny Malagasy ny Masters
Nifarana ny talata lasa teo, tao La Talaudière France, ny Masters 2025, taranja tsipy kanetibe. Tsy azon’ny Malagasy izany fifaninanana izany, na (…)
Filoha Rajoelina Andry : “Zava-dehibe ho an’ny baolina kitra ny fananana kianja”
Miezaka manatsara sy mampivoatra ny fanatanjahantena eto Madagasikara ny fanjakana. Manaporofo izany ny firosoana amin’ny fananganana (…)
« Les Doctoriales » andiany faha-11 : Hanomezan-danja ny voka-pikarohana ho an’ny fampandrosoana (…)
Nanomboka ny ta­lata ary haharitra efatr’andro ny hetsika « les doctoriales », andiany faha-11. Tontosaina eny amin’ny tranom-bokin’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info