Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Handball – “Can U17” vehivavy: Resin’i Angola ny Akion’i Madagasikara
Newsmada [17/09/2025]

Ratsy fanombohana ny Akion’i Madagasikara eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja handball, sokajy zandriny. Niondrika teo anatrehan’i Angola, tamin’ny isa 22 no ho 12, ny tovovavy malagasy. Fihaonana notanterahina omaly, tao amin’ny Kianja Oran Algerie. Nifan­danja ny lalao teo (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
SOMBIM-BAOVAO
Vonona hanohy ny fifaninanana iraisam-pirenena miandry azy amin’ity taona 2025 ity, ny judokas malagasy, Rasoanaivo Razafy Laura. Ny”Grand Prix de (…)
« Muay Thai Tournament 2 » : Hitiliana izay hiatrika ny « Trophée de Choc 2026 »
Hotontosaina ny alahady 21 septambra izao, ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny andiany faharoa amin’ny « Muay Thai Tournament ». (…)
Baolina kitra – Cosafa U17 : Nidiram-baolina 13 ny Barea zandriny
Nangidy sy navesatra tamin’ny mpitia baolina kitra ny vokatra azon’ny Barea, nandritra ny fifaninanana ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany (…)
Kaominin’i Bemasoandro : Nahoraka ny fitsenana an-dry Feno, Manda, Antonio, Barea Chan mpilalao
Manetriketrika! Noraisina tamin’ny fomba miavaka teny amin’ny kaominina Bema­so­andro ireo mpilalao telo mirahalahy, izay nandrafitra ny Barea, (…)
Rasoamaromaka Hery : «Tokony hatao laharam-pahamehana ny fiainam-bahoaka»
Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny Governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery, omaly, tetsy Ambohidahy. «Ny fitadiavana (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info