Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Mampangorintsina ny mpankafy : Mitendry angorodao sy vatamaroafitsoka i Jean Piso
Newsmada [1er/10/2025]

Manan-talenta ma­no­kana amin’ny fi­tendrena angorodao sy fiantsana ny gadon-kira tsapiky i Rebily Jean na i Jean Piso. Avy any An­dranokototo, Be­tio­­ky, faritra Atsi­mo Andrefana ny fiaviany. Anisan’ny namorona ny feonkira mitondra ny lohateny hoe: « Andra­nokototo » izy. Ampiasain’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
VAOVAO TAMBATRA
Niverina ny delestazy nanomboka omaly. Sady vao mainka nihamafy satria naharitra adiny telo hatramin’ny adiny 4. Nilaza ny teknisianin’ny Jirama (…)
Volana oktobra : Tsy niova ny vidin-tsolika
Sambany! Tokony hiova isam-bolana ny vidin-tsolika eto amintsika, satria manaraka ny fiovaovany eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Efa nampiharina (…)
Hevitra ampiadiana… hilaminana
Saika fiteny mandrakariva ny hoe tsy misy mahita tombontsoa amin’ny korontana, indrindra rehefa misy ny fanahiana izany na efa mby amin’izany ny (…)
Faly ny tantsaha : Nirotsaka ny orana voalohany
Fotoana fikarakarana ny fanetsana ny varialoha izao. Eo koa ny fambolena legioma sy anana izay ilana rano daholo. Nirotsaka ny orana voalohany (…)
TSELATRA
Mitohy ny fampiharana manerana ny boriborintany enina, eto an-dRenivohitra, ny hamehana manomboka amin’ny 8 ora alina hatramin’ny 4 ora maraina, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info