Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fifanintsanana “Mondial 2026” : Dingana iray ny fifanandrinana amin’i Comores
Newsmada [8/10/2025]

Hatao anio, any Côte d'Ivoire, ny lalao hihaonan’ny Coalacanthes Comores sy ny Barean’i Madagasikara. Fifanintsanana tafiditra anatin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany 2026. Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Félix Houphouët-Boigny, any Côte d'Ivoire, ny fifandonan’ny ekipam-pirenena (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux des Comores : Comores.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 08 10 2025 )
Judo-“Tournoi du Hainaut”: Nahazo medaly volamena 2 sy alimo 2 ny Malagasy
Tsy nitsanga-menatra ny solontena malagasy niatrika ny fifaninanana “Tournoi de Hainaut”, taranja Judo, notontosaina tany Bélgique, ny fa­ran’ny (…)
SOMBIM-BAOVAO
Resy tamin’ny fihodinana voalohany ny solontena malagasy, i Nathanael, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Judo, sokajy (…)
Rallye – Filaharana vonjimaika : Mifanakaiky i Mathieu sy i Faniry
Taorian’ny fahavitan’ny dingana efatra ho fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny Rallye, mpanamory roa no tena misongadina eo amin’ny (…)
Mampiahiahy : Lehilahy hita faty teo amin’ny seranan-tsambo
Raim-pianakaviana iray sahabo ho 45 taona hitan’ny mpiasan’ny seranan-tsambo hamonjy asa vao maraina, ny talata faha-7 oktobra teo, tokony ho (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info