Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Muay Thai Tournament 3 : Hifandona i Sandra sy i Katy
Newsmada [9/10/2025]

Hafana tanteraka ny fifaninanana “Muay Thai Tournament 3”, hatao any Toamasina, ao amin’ny Kianja mitafo Arena, ny 23 novambra izao. Anisan’ny ady andrasana ny eo amin’ny “Main Évent”, sokajy vehivavy, hifanandrinan’i Sandra, avy amin’ny Phoenix ao Antsirabe, sy i Katy, avy amin’ny Tiger’s eto (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Filoha Rajoelina Andry : “Hiala aho raha mbola misy delestazy afaka herintaona”
Nafana ny fifanakalozan-kevitra natao teny Iavoloha, omaly. Maro ireo olona nandray fitenenana ary tsy nihafahafa izy ireo naneho hevitra. Afaka (…)
Fihetsiketsehana sy fitakiana lavareny : Mahazo vahana ny gaboraraka
Efa ahitana tanora maro manao fihetsiketsehana sy fitokonana manerana ny Nosy. Anisan’­izany ny any Toa­masina. Amin’ny an­­kapobeny, ma­hatonga (…)
SOMBIM-BAOVAO
Nofoanana ny fifaninanana “Fit Game”, taranja Bodybuilding, karakarain’ny Federasionina malagasy sy ny “Fit Game”. Fifaninanana kasaina hatao ny 8 (…)
Tsipy kanetibe vehivavy : Vonona ny ekipa malagasy
Hanomboka amin’ny fom­ba ofisialy anio alakamisy, ao amin’ny Kianja Douaisis France, ny andiany faha-20 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka (…)
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 08 10 2025 )
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info