Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Barea U17- Cosafa: Mandiso ireo vaovao miely ny Coach Yvon
Newsmada [15/10/2025]

Manoloana ny vaovao navoakan’ny Sport News Africa, omaly, izay milaza fa mandalo fanadihadiana eny amin’ny fitsarana ny mpanazatra Barea U17, Randria­narisoa Yvon, noho ny fakana vola tamin’ireo ray aman-dreny mba hanatsofohana azy anaty ekipam-pirenena. Na­namafy ity teknisianina malagasy ity, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE ( 15 10 2025 )
SOMBIM-BAOVAO
Anisan’ny mpikatroka hifanandrina mandritra ny fifaninanana “Muay Thai Tournament 3”, hotanterahina ny 23 novambra izao, any Toamasina, i Tiavina (…)
MIT : Nofoanana ny fifaninanana
Nambaran’ny talen’ny Marathon international de Tana (MIT), tamin’ny alalan’ny taratasy fampahafantarana ny herinandro lasa teo fa foana ny andiany (…)
Beach Volley Zone 7 « Round 2 »: Ekipa malagasy roa handray anjara
Hotanterahina any Kaomoro, ny 29 oktobra hatramin’ny 2 novambra 2025 izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, eo amin’ny taranja (…)
Fifanintsanana Mondial 2026: Andrasana anio ny fanapahan-kevitry ny Caf
Manify tanteraka ny fanantenana, raha tsy misy ny fiovana farany. Andrasana anio ny vaovao ofisialy avoakan’ny Caf mahakasika ilay tranga milaza (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info