Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Depiote Razafimanantsoa Hanitra: «Tsy nisy fanonganam-panjakana teto»
Newsmada [20/10/2025]

“Tsy nisy fanonganam-panjakana teto Madagasikara, fa tsy nisy fanafihana mitam-basy tany amin’ny lapam-panjakana”. Io ny fanazavan’ny depiote Razafimanantsoa Hanitra tamin’ny famaranana ny hetsika teny amin’ny kianjan’ny 13 mey, Analakely, afakomaly. Ny didin’ny Fitsarana avo momba ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Chan 2024 – « prize money »: Singa telo no nampihena izany
Nivoaka tamin’ny fahanginany Rabemanantsoa Benja­min, filohan’ny delegasionina Barea, nandritra ny “Chan 2024”, sady komity mpanatanteraka (CE) (…)
SOMBIM-BAOVAO
Seksionina miisa efatra indray no nahavita ny fanavaozana ny mpitantana azy ho an’ny taranja basikety. Ny seksionina Ambohidratrimo ao anatin’ny (…)
Anciennes Gloires : Nahazo fanampiana avy amin’ny FMF
Notanterahina omaly, tetsy Isoraka, ny fizarana ny fanampiana ho an’ireo mpilalao baolina kitra tranainy, nandrafitra ny ekipam-pirenena, (…)
Minisitra hitantana ny fanatanjahantena: “Tokony ho olona niaina tao anatin’ny taranja”
Ho fantatra tsy ho ela ireo minisitra handrafitra ny governemanta. Maneho ny heviny ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena. Vital (…)
Miakatra ny voankazo: Mila ampitomboina ny fahadiovana
Manomboka miakatra ny voankazo. Ny manga sy ny frezy no betsaka eny an-tsena, amin’izao. Mila ampitomboina ny fahadiovana amin’ny fanasana azy (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info